Teny iditra anjakao (zaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana anjakana [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra 
1Anjakao ihany ny fanjakanao, ry Ingarabelahy [Dahle: Angano]
2ary anjakao ny hazan-drano ao amin' ny ranomasina, ny voro-manidina mbamin' ny biby rehetra mihetsiketsika ambonin' ny tany. [Baiboly]

2019/08/17