Teny iditra anjakana (jaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anjakana, anjakako, anjakanao, anjakany, anjakantsika, anjakanay, anjakanareo, anjakan', anjakan-, anjakam-, anjaka-
Ny lasa : nanjakana, nanjakako, nanjakanao, nanjakany, nanjakantsika, nanjakanay, nanjakanareo, nanjakan', nanjakan-, nanjakam-, nanjaka-
Ny hoavy : hanjakana, hanjakako, hanjakanao, hanjakany, hanjakantsika, hanjakanay, hanjakanareo, hanjakan', hanjakan-, hanjakam-, hanjaka-
Filaza mandidy : anjakao

Teny iditra anjakana (zaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Raha ny laza sy ny halehiben' ny anjakana dia lehibe sy nalaza ny an-dRamarovolana; [2.587]
2Tsy ny tenantsika ihany no mpanompon' ny Vazaha fa hatramin' ny fanahintsika sy izay tiantsika avy koa no azony anjakana! [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anjakana, anjakako, anjakanao, anjakany, anjakantsika, anjakanay, anjakanareo, anjakan', anjakan-, anjakam-, anjaka-
Ny lasa : nanjakana, nanjakako, nanjakanao, nanjakany, nanjakantsika, nanjakanay, nanjakanareo, nanjakan', nanjakan-, nanjakam-, nanjaka-
Ny hoavy : hanjakana, hanjakako, hanjakanao, hanjakany, hanjakantsika, hanjakanay, hanjakanareo, hanjakan', hanjakan-, hanjakam-, hanjaka-
Filaza mandidy : anjakao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20