Teny iditra an-jamba
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Tsy am-pieritreretana: Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy [Rajemisa 1985]

Teny iditra anjamba
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy at random. See jamba. [Richardson 1885]

2009/12/09