Teny iditra Anjoatsy
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   Anjoaty

2009/09/26