Teny iditra Anjoaty
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy   karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   Anjoatsy
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/18