Teny iditra anjolofo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisisihana tsy misy fiheverana fa amin-kery fotsiny izao; fanaovana zavatra am-boletra tsy nijerena izay vokany: Tsy tsara ny anjolofo amin' izay atao na inona na inona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Spearmen; executioners. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Comme vy very [1.3]
 Agir à la manière des Yoloffs et avancer sans peur devant l'ennemi. Les Yoloffs étaient des soldats africains au service de la France. Dans l'attaque de la redoute d' Ambatomanoina sur la rive droite de l' Ivondro, près de Tamatave les Yoloffs du Capitaine Gourbeyre montrèrent une telle intrépidité que leur courage devint proverbial dans l' Imerina ; une partie de la garnison hova épouvantée, s' enfuit jusqu' à Tananarive et y sema l' effroi. [2.165]
Ohatra 
1Mamely anjolofo izy dia mitsoaka. [2.472]
2Be no nanao anjolofo, maro no nisodisody. [2.499]
3Fa i Pelasinina sakaizan' ialahy taloha no nandeha anjolofo halina raha nahita ny nampidiran'ialahy an' io zazavavy io eto. [2.895]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11