Teny iditra anjona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Avonavona tsy mijery ny olona noho ny fiheverana ny tena ho ambony [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy scornfulness, disdain. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra anjonanjona
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31