Teny iditra an-joro (any, zoro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny eo atsimo atsinanana atsimom-patana tamin' ny tranon' ny Ntaolo fahiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (anjoro) the corner of anything, or at the corner of anything. See zoro. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra anjoro
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy  [Sihanaka] ankaterana [Rakotosaona 1972]

2009/11/18