Teny iditra anjoro firarazana (zoro, rary)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ny atao hoe anjoro na zoro firarazana dia ny zoron-trano avaratra atsinanana; mitodika any amin' io toerana io ny raim-pianakaviana ntaolo taloha amin' ny tsinan' ny alahamady ka mitanisanisa firarian-tsoa ho an' ny taranany, fa io no taombaovao tamin' ny Malagasy fahiny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [ anjorofirarazana ] [rary, chanting, prayers.] The north-east corner of a house where the rary is sung and the sorona is usually made. [Richardson 1885]
Tsipelina hafa  
Fifanahafana   zoro firarazana

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/28