Teny iditra anjoy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] soy manga, karazam-boron-kely mpitsentsitra felan-kazo indrindra fa ny felan-akondro, voronkely maitsomaitso volo sady lava vava [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy a bird. Same as anatsoy. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra anatsoy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31