Teny iditra ankabiazany (be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo ankabeazany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See maro, be, ankamaroany [1.2]
Fanazavàna teny frantsay La plupart, la majorité [1.3]
Ohatra 
1ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana [1.38]
2koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana [2.48]
Haiendriteny 
Tsotra : ankabiazany, ankabiazan', ankabiazan-, ankabiazan-
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  ankamaroany ~ be ~ maro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05