Teny iditra ankadilanana (any, dilana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a neck of land joining two hills [Richardson 1885]
Famaritana frantsay défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [Abinal 1888]
 col [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra hadilanana
Ohatra hoy Marolaza, filohan' ny Isaha - fitazatazanan' Ambositra ity ankadilanana ity! [Profita: Ranary]
Teny nalaina 

Teny iditra Ankadilanana (any, dilana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana frantsay quartier de la vieille ville haute de Antananarivo [3.1]
Voambolana 
Ohatra Tsy maintsy toe-javatra toy izany koa no mampiova an' Ankadilanana ho Ankadilalana, raha marina fa avy amin' ny dilana no niandohan' io teny io. [Rabemolaly: Fary]

2019/04/17