Teny iditra an-kalamanjana (halamanjana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (ankalamanjana) in the open air, outdoors [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay (ankalamanjana) en plein air [Hallanger 1974]

2009/12/09