Teny iditra ankalazaina (laza)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy To be glorified; to be reported as having done something bad [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on glorifie, qu'on célèbre [1.3, 1.5]
 Qu'on publie, qu'on remercie [1.3]
Ohatra 
1Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra; [1.38]
2Fety lehibe no ankalazaintsika rahampitso (Demain nous célébrons une grande fête) [1.3]
3Ankalazain'ny zavatra voary rehetra ny fahendren'Andriamanitra (Toutes les créatures publient la sagesse de Dieu [1.3]
417 taona tokoa izay, no nankalazaina ny andron' ny 3 may, andro iraisam-pirenena ho amin' ny fahalalahan' ny asa fanaovan-gazety eran-tany [4.12]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ankalazaina, ankalazaiko, ankalazainao, ankalazainy, ankalazaintsika, ankalazainay, ankalazainareo, ankalazain', ankalazain-, ankalazaim-, ankalazai-
Ny lasa : nankalazaina, nankalazaiko, nankalazainao, nankalazainy, nankalazaintsika, nankalazainay, nankalazainareo, nankalazain', nankalazain-, nankalazaim-, nankalazai-
Ny hoavy : hankalazaina, hankalazaiko, hankalazainao, hankalazainy, hankalazaintsika, hankalazainay, hankalazainareo, hankalazain', hankalazain-, hankalazaim-, hankalazai-
Filaza mandidy : ankalazao

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19