Teny iditra an-kamehana
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka tsy faly aho [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy (ankamehana) see maika. [Richardson 1885]
 (ankamehana) in a hurry, as an emergency measure [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay (ankamehana) en cas d'urgence; urgent ; à la hâte
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [SeFaFi ]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31