Teny iditra | ankandrefana (andrefana) | ||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe: miankandrefana, ankandrefanina, iankandrefanana, fiankandrefana, fiankandrefanana, mpiankandrefana, voaankandrefana. [1.10] | ||||||||||||
[1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Voyez andrefana [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Mpanahaka | anavaratra ~ anatsimo ~ antsinanana | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |