Teny iditra an-kanifisana (any, nify)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Kely raha ny hatevenany no jerena
¶ kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy scarce [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rare, insuffisant [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2010/05/15