Teny iditra ankany
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka] fifandirana [Rakotosaona 1972]
   [Bara] ady, fifandirana [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] fifandirana, fifamaliana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   dispute, quarrel. See ady. [Richardson 1885]
Fitovian-keviteny   akany

Teny iditra ankany
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bezanozano] savoka (tantely) [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06