Teny iditra an-kapobe
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy
Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay En bloc, en gros, en somme, en général [1.3]
 Généralité, global [1.13]
Ohatra 
1ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana [1.320]
2mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina [2.114]
Haiendriteny 
Tsotra : ankapobe, ankapobeny
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/22