Teny iditra ankaratsiana (ratsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1]
Ohatra Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299]
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 

Teny iditra an-karatsiana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In evil days [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dans l'épreuve [1.3]
 Dans le malheur [1.8]
Ohatra ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588]
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19