Teny iditra ankasoavana (soa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana [1.1]
Ohatra Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299]
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 

Teny iditra an-kasoavana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In good times, in times of prosperity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dans la prospérité [1.3, 1.8]
Ohatra ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588]
Tohi-kevitra 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18