Teny iditra an-katerena (any, tery)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy ilazana toerana na lalana ety, na koa fifanizinana tsy ahafahana mihetsika tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay dans un lieu étroit, sous la pression, dans l'ambarras, dans la gêne; par force [Abinal 1888]

2012/09/13