Teny iditra | ankay (hay) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toerana mangadihady tsy misy voly na hazo, eo amoron' ny ala be [1.1] | |
[Bezanozano] Lemaka [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Any open space near a forest, or surrounded by forest; an exposed situation. See hay. [1.2] | |
Teny iditra | Ankay (hay) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny anglisy | The name of a large upland plain to the east of Imerina [1.2] | |
Fivaditsoratra | aanky, akany, anaky, anika, ankay, inaka, kaina, kiana, niaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |