Teny iditra ankebakebaka (any, kebakebaka)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Sihanaka] anelanelany [Rakotosaona 1972]
 [ an-kebakebany ] anelanelany, tsy an-tany tsy am-parafara, tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay [ an-kebakebaka ] entre, au milieu de [Abinal 1888]
Endriteny 
ankebakebaka
ankebakebany
ankebakeban-

2017/04/11