Teny iditra ankera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] sakafo tsy lany na sisa tafajanona [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] sisa (sakafo, ets) [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy a thing placed aside to be taken up afterwards, as food reserved for a subsequent meal; something placed in another's keeping. (Prov.) [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31