Teny iditra ankila
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   akaiky [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   anila [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   anila, akaiky [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   (an-kila) a word often used for anilany. Comp. Hila [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   à côté de [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   ankilany

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/18