Teny iditra an-kilahila
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Eo amin' ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila itỳ misy antsika itỳ ka sarotra ananganan-day
¶ Toerana tsy mampiorin-tsaina: An-kilahila ny fiainan-dRakotoamin' izao fotoana tsy ahitany asa izao [Rajemisa 1985]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09