Teny iditra ankilany (any, ila, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Akaiky: eto ankilanao aho no hipetraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à côté, d'un côté [1.3, 1.5]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra ankilany (ila)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Anila, akaiky [1.78]
 Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray hafa izay atao hoe an-daniny: Ny mpihira etsy an-kilany, ny mpandihy etsy an-daniny ~ Nizara roa ny olona nanatrika teo: ireo nilaza fa tsy tsara ny manaraka fotsiny ny be sy ny maro, an-kilany, ary ireo nilaza fa tokony hanao ohatra ny olona rehetra, an-daniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy On the one hand; one party as over against the other; cf. andaniny [1.7]
Fanazavàna teny frantsay D'une part; l'une des parties; cf. andaniny [1.8]
Tovy hevitra ankila ~ anilany
Tohi-kevitra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28