Teny iditra ankina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina
¶ Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [Rajemisa 1985]
 hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay axiome [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31