Teny iditra ankin-teny (ankina, teny)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   fepetra, anjoanjon-teny: Resy izao Rabe ha manao izao ankin-teny izao aho aminareo mpitsara: raha tsy azoko amin' io fetr' andro io ny volako diatsy mahita afa-tsy ianareo mpitsara aho hakako ny volako [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/09