Teny iditra ankoatra (ana, hoatra)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy beyond; over and above [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay au-delà de [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Haiendriteny 
ankoatra
ankoatry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [Ravelomanana: Lalana, takila 42]
2Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [Rajaonarivelo: Bina, takila 71]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31