Teny iditra an-kobohobo
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Miafina, an-tsokotsoko [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   (ankobohobo) Concealed, not shewn, using imposition, as in selling goods without fairly showing the article. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09