Teny iditra an-kodahoda
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   (fihasimban' ny hoe "an-kodiadiatra"; jereo Hodiatra) Enti-milaza toerana very any an-kebakeba-tany lavitra tsy misy mpahita [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09