Teny iditra an-kodivirana
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Eo am-piolahana, eo amin' ny fiviliana, amin' ny ilany miolaka amin' ny havoana, na ny tendrombohitra: Sakeli-dalana ankodimirana, ilaozy foana fa manahirana (Ny Avana) [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra an-kodimirana
Teny nalaina 

2009/12/09