Teny iditra |
ankohonana
(hohona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny
tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena [Rajemisa 1985]
|
| fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka [SLP 1986]
|
Famaritana anglisy | A family, a household. [Richardson 1885]
|
| a household [Hallanger 1973]
|
Famaritana frantsay | la famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de... [Abinal 1888]
|
| maisonnée [Rajemisa: Vakoka]
|
| la famille, les gens de la maison [Hallanger 1974]
|
Famaritana frantsay | ménage, famille [SLP 1986]
|
Voambolana |
Lahatsoratra |
|