Teny iditra ankoma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] anaram-bibilava lehibe. Izy dia biby vandambandana ary lehibe noho ny mandotra [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] Karazam-bibilava lehibe [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a large snake. See akoma and do. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] gros serpent. [David: Dialectes (takila A)]
Voambolana 
Anarana siantifika Acrantophis madagascariensis
Tsipelina hafa 
Mpitovy hevitra do
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/22