Teny iditra ankona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana bibilava lehibe [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra ankona
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho
¶ Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra tampoka: Ankona izy nahita ilay biby [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy cold, chilly, frigid, benumbed, confounded. See ana. [Richardson 1885]
 benumbed; confounded [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay engourdi; abattu [Hallanger 1974]
Endriteny 
ankona
ankoko
ankonao
ankony
ankontsika
ankonay
ankonareo
ankon'
ankon-
ankom-
anko-
nankona
nankoko
nankonao
nankony
nankontsika
nankonay
nankonareo
nankon'
nankon-
nankom-
nanko-
hankona
hankoko
hankonao
hankony
hankontsika
hankonay
hankonareo
hankon'
hankon-
hankom-
hanko-

2012/10/23