Teny iditra | ankororosy (kororosy) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra Fionganana. [1.1] | ||
Ohatra | Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany.
[1.437] | ||
Tovy hevitra | kororosy | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |