Teny iditra ankosotra (hosotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tentina ahosotra manify dia manify amin' ny zavatra iray mba hampahadera azy amin' ny fijerena: Ankoso-bolamena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Gilded, overlaid with
Using deceit, putting on a false appearance, overreaching. [1.2]
 A plating or coating
Deceit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enduit
Figuré: apparence trompeuse [1.3, 1.8]
 (adverbe pris substantivement) couche, fard, teinte
Figuré: apparence fausse [1.3]
 Couche extérieure [1.8]
Ohatra 
1Ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [2.5]
2Raha ampakarina na misy lanonam-be no nitondran' ny tovovavy firavaka fanao amin' ny volo, dia ny drakadraka izany (haingo na ravaka atsatotsatoka amin' ny fehiloha na amin' ny volo) sy ny kole (volo tadina, ka misy volamena na varahina ankosotra ny lohany roa. [2.436]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18