Teny iditra anôfela
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karaza-moka mahatonga ny tazo amin' ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin' ny ran' izay voakaikiny [Rajemisa 1985]
   moka vavy mitondra tazo [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   anophèle [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: anophèle.

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/23