Teny iditra anoina (ano)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao: Ny tsy anoina no anoina. [Rajemisa 1985]
   asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana
¶ Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina [Akademia 2005]
Dikanteny anglisy   to be done, etc. Same as atao. [Richardson 1885]
Ny bikany  
anoina
anoiko
anoinao
anoiny
anointsika
anoinay
anoinareo
anoin'
anoin-
anoim-
anoi-
nanoina
nanoiko
nanoinao
nanoiny
nanointsika
nanoinay
nanoinareo
nanoin'
nanoin-
nanoim-
nanoi-
hanoina
hanoiko
hanoinao
hanoiny
hanointsika
hanoinay
hanoinareo
hanoin'
hanoin-
hanoim-
hanoi-
anoy
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20