Teny iditra anoloana (ana, oloana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza toerana eo alohan' ny tena: Mijoro eo analoan' ny mpampianatra ny mpianatra ~ Mipetraha eo anoloana ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Before, in the presence of [Richardson 1885]
Famaritana frantsay en présence [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 devant, devant la façade [Abinal 1888]
 par devant [Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
anoloana
anoloako
anoloanao
anoloany
anoloantsika
anoloanay
anoloanareo
anoloan'
anoloan-
anoloam-
anoloa-
Ohatra 
1Nisy bokotra kely notsindrin' ilay mpivarotra teo anoloany. [Andraina: I Vola, takila 59]
2Nikendry anoloana, niandry ny hoe: [Andraina: Sahabe, takila 3]

Teny iditra anoloana (solo)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
anoloana
anoloako
anoloanao
anoloany
anoloantsika
anoloanay
anoloanareo
anoloan'
anoloan-
anoloam-
anoloa-
nanoloana
nanoloako
nanoloanao
nanoloany
nanoloantsika
nanoloanay
nanoloanareo
nanoloan'
nanoloan-
nanoloam-
nanoloa-
hanoloana
hanoloako
hanoloanao
hanoloany
hanoloantsika
hanoloanay
hanoloanareo
hanoloan'
hanoloan-
hanoloam-
hanoloa-
anoloy

2016/09/03