Teny iditra anoloany (oloana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anoloanana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra anoloany (ana, oloana, -ny)
Sokajin-teny tambinteny anoloana sy mpisolo
Ohatra 
1Nisy bokotra kely notsindrin' ilay mpivarotra teo anoloany [2.4]
2Jemby ny masony nahita ny teo anoloany [2.499]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/20