Teny iditra anombinana (sombina)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
anombinana
anombinako
anombinanao
anombinany
anombinantsika
anombinanay
anombinanareo
anombinan'
anombinan-
anombinam-
anombina-
nanombinana
nanombinako
nanombinanao
nanombinany
nanombinantsika
nanombinanay
nanombinanareo
nanombinan'
nanombinan-
nanombinam-
nanombina-
hanombinana
hanombinako
hanombinanao
hanombinany
hanombinantsika
hanombinanay
hanombinanareo
hanombinan'
hanombinan-
hanombinam-
hanombina-
anombino
Ohatra 
1Tsy misy mihitsy mahazo manohintohina ny maha iray tsy anombinana ny tanin'ny Repoblika. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
2Izy no miantoka ny iahaleovantenam-pirenena sy ny -maha-iray tsy anombinana ny tanindrazana. [Fanjakana: Fifidianana, takila 18]

2018/07/30