Teny iditra anona
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Mr. So-and-so [Richardson 1885]
   what-do-you-call-it; [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   chose, ce qu'on n'exprime pas . [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fifanahafana   ranona

Teny iditra anona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   facteur [SLP: Voambolana]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra anona
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   vanona, tsara [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   (añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   arrived at maturity, perfect. (Prov.) [Richardson 1885]

Teny iditra anona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Omby antitra [Betsileo] [Rajemisa 1985]

Teny iditra añona
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   vanona [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2012/01/18