Teny iditra anongona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalaon' ankizy izay manafin-javatra mba hozahana ao anaty korontandrotan-javatra mifanongoa sy miavosa na ao anaty vovoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A children's game of hiding things in small heaps of sand. [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31