Teny iditra anononana (tonona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
anononana
anononako
anononanao
anononany
anononantsika
anononanay
anononanareo
anononan'
anononan-
anononam-
anonona-
nanononana
nanononako
nanononanao
nanononany
nanononantsika
nanononanay
nanononanareo
nanononan'
nanononan-
nanononam-
nanonona-
hanononana
hanononako
hanononanao
hanononany
hanononantsika
hanononanay
hanononanareo
hanononan'
hanononan-
hanononam-
hanonona-
anonony
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1tononina eo, ary ny anononan' azy ireo: [Callet: Tantara, takila 88]
2Dia izao no anononana ny anaramboninahiny : Rasanjy Goverinora General amy ny Imerina. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
3Dia milaza azy ho mahay odi-andro, odi-varatra, ary mitetika izao karazan'ody tsy anononana rehetra izao; [Rasamuel: Zanakantitra]
4zava-baovao sy ambony ary mafy orina toa inona ery noho ny voambolana vazaha anononany azy avy, nefa dia mailaka ery ny vavan' izy rehetra ary iaraha-pahafantatra ny tiany hilazaina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 112]

Nohavaozina tamin' ny 2020/01/23