Teny iditra anosehana (tosika)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Didy anosehana ny mpanao ratsy : ny vavavola (vola omena izay manambara mpanao heloka mahafaty) - ny fiampangam-bady sy fiampangan'andevo tsy ekena; [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anosehana, anosehako, anosehanao, anosehany, anosehantsika, anosehanay, anosehanareo, anosehan', anosehan-, anoseham-, anoseha-
Ny lasa : nanosehana, nanosehako, nanosehanao, nanosehany, nanosehantsika, nanosehanay, nanosehanareo, nanosehan', nanosehan-, nanoseham-, nanoseha-
Ny hoavy : hanosehana, hanosehako, hanosehanao, hanosehany, hanosehantsika, hanosehanay, hanosehanareo, hanosehan', hanosehan-, hanoseham-, hanoseha-
Filaza mandidy : anoseho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20