Teny iditra antafika (tafika)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay en expédition, à l'armée, à la guerre [Abinal 1888 (page 49)]
Sampanteny 
Ohatra 
1Tamin' ny andro niverenan' ny olona avy tany antafika dia revom-pifaliana ny vahoaka [Randzavola: Baiboly, takila 150]
2Dia tonga ny aviany antafika nentin dRainimanonja 14 Vtra, Niakatra andro Alakamisy 25 Alakarabo. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 31]
3Ary izany koa no lazaiko aminao, ny ataonao hoe tsy hividy ary tsy hanandevo olona ary izay azo any antafika dia tsy vonoina. [Razoharinoro: Soratra]

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/12