Teny iditra Antaimanambondro
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy   Foko kely dia kely, atao koa hoe Antaivondro, manodidina ny ony Manambondro, anelanelan' Iavibolo sy Masihanaka, voalaza ho iray razana amin' ny Antambahoaka. Tanàna foibeny: Amparihy [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/23